|
|
|
|

Entry1  mpanera
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Olona mpanelanelana amin'ny varotra atao, izany hoe manao ny fifampiraharahan'ny olona mpividy amin'ny olona tena tompon-javatra mpivarotra: Nalaky nahita trano ho fana kosa ianao izany. -- Nanatona mpanera aho no nahatanterahako izao
Root  4  era

Updated on 2024/12/11