|
|
|
|

Entry1  mpandrafitra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mpiasa manao ny rafitra (fanamboarana' hazo hatao trano, varavarana, ngorodona) ho antom-pivelomany
Explanations in English  4  [1.2, 1.7] a carpenter.
Explanations in French  5  [1.8] charpentier, menuisier.
Examples  6  [2.332#] mpandrafitra eny an-drenivohitra hono no nividianana azy
7  [2.472#] Tany amin' ilay mpandrafitra aho indray maraina, ka izany no nanatrehako resaka nifanaovany tamin' olona teo.
Root  8  rafitra
Analogs  9  mpandrafibato
Compound words 
Proverbs  11  Proverbs containing the word mpandrafitra
Article  12  Randzavola: mpandrafitra ao amin' ny Baiboly

Anagrams  13  mpandrafitra, mpandrifatra

Updated on 2025/01/21