Entry mpandova (lova)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Izay rehetra mandova, izany hoe mandimby ara-dalàna ny fizakamanana ny fananan' ny olona iray rehefa maty izy: Fito ny mpandova an-dRabe [1.1]
Explanations in English An heir [1.7]
Explanations in French Héritier [1.8]
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20