Entry | 1 mpandidy |
Root | 2 didy |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] |
Explanations in French |
5 celui qui coupe, découpe, commande, le testateur [1.3#101] |
Examples |
6 Ilay mpandidy no mitarika ny hevitra hierana ny amin' izay mety hatao. [2.285#] 7 Rahefa lasa ny Dokotera mpandidy, mbola nijanona ny Mpamorom-panafody mba hanohizany ny fitsaboana an-dRainimanonja. [2.270#] |
Proverbs | 8 Proverbs containing the word mpandidy |
Updated on 2024/01/26 |