Entry mpanarina (arina)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Olona anakinana ny fanamboarana ny zaitra tsy mety. [Vocabulary: Economy: clothing] [1.13]
Explanations in French Celui qui met d'aplomb, nivelle, redresse [1.3]
Examples nefa toa raiki-tapisaka amin''ny tany nandavoana azy, tsy misy mpanarina ary tsy misy mpamaly mandra-maty! [2.296]
Proverbs 

Updated on 2024/03/02