|
|
|
|

Entry1  mpamorona
Root  2  forona
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Enti-milaza olona manamboatra na manao zavatra tsy mbola nisy teo aloha: Betsaka ankehitriny ny mpamoron-kira [1.1]
Explanations in French  5  créateur, inventeur, fondateur [1.3#188]
Examples  6  Midera ilay mpamorona tsy refesina isika. [2.895#146]
7  foto-kevitra tian' ny mpamorona holazaina. [2.436#]

Anagrams  8  mampanoro, mpamorona

Updated on 2021/05/02