|
|
|
|

Entry1  mpamendrofendro
Root  2  fendrofendro
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Olona tsy tonga hanala na hampihena ny alahelo raha misy manjo, fa vao mainka koa mamohafoha ny alahelo: Ny tompon' alahelo leo ihany fa ny mpamendrofendro no fatratra [1.1]
Proverbs  5  Proverbs containing the word mpamendrofendro

Updated on 2023/01/05