Entry | 1 mpamboly |
Root | 2 voly |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Olona manao ho anton-draharaha ny fambolena [1.1] |
Explanations in French |
5 celui qui plante, le jardinier, le cultivateur [1.3] 6 cultivateur [1.5, 1.196] 7 agriculteur [1.5] |
Examples |
8 Niady hevitra ireto mpamboly indray andro. [2.445#97] 9 Vitsy foana no mpamboly tsy isan' ny fikambanana. [2.332#72] |
Proverbs | 10 Proverbs containing the word mpamboly |
Updated on 2020/07/31 |