Entry mosarena (mosary)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [Tanala] [ mosareña ] Noana, ianjadian'ny tsy fisian'ny hanin-ko hanina: Alaña mangady ovy ala (Bodoa) laha mosareña anareo (ndeha mihady ovy ala raha noana hianareo) [1.78]
  [Tanosy] Noana [1.78]
 Tratra, voan' ny mosary; tsy manan-kohanina: Ny mafy indrindra, hoy ny ntaolo, dia ny rovi-damba ririnina, ny mosarem-pahavaratra [1.1]
Explanations in English Hungry, starved [1.7]
Explanations in French Affamé, en proie à la famine [1.8]
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20