Entry monaina
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Leondeony, tsy tia herika: Monaina hazandrano ny anao lahy
Valaka noho ny raharaha ka toa leony tsy te hiverina intsony nony afaka tao: Monaina mihitsy aho tamin' ilay asa nampanaovin-dRangahy iny
Mitovy hevitra: boboka ~ leony ~ tofoka ~ tohina ~ tola [1.1]
Derivatives 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31