|
|
|
|

Entry 1  mombamomba
Part of speech  2  noun
Morphology 
3  Simple :
Examples  4  Nanontaniany aloha ny mombamomba ahy rehetra : anarana, taona, ray aman-dreny, fonenana, asa. [2.4#47]
5  Ny tsy fahafehezan’ny mpiasa ny andraikiny sy ny mombamomba ny didy aman-dalàna mifehy an’izany dia mitarika fandraisana fanapahan-kevitra azo anaranam-po na tsy amin’antony. [4.27]

Updated on 2026/04/20