Entry | 1 modia nofo modia sandry |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] firariana ataon' ny tompon-trano amin' ny sakafo arosony ho an' ny vahiny, ka ny heviny dia hoe "enga anie ka hahasoa sy hahatsara anao iny sakafo vao naroso iny" |
Elementary words | 4 modia, nofo, sandry |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |