|
|
|
|

Entry (1/2) 1  moana
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
Nouns :
Explanations in Malagasy  4 Enti-milaza olona tsy afaka miteny, tsy mamoa-peo hiteny: Tsy moana hatrany an-kibon-dreniny akory izy fa nisy loza tampoka nahazo azy ka veriny tamin' izay ny fitenenana
5 Tsy mamaly, tsy miteny tsy mivolana: Nanontaniana izy, nefa tsy niloa-peo fa moana fotsiny tao [1.1]
Explanations in English  6 mute; dumb, unable to speak [1.7]
Explanations in French  7 muet [1.8]
8 silencieux [1.196]
Examples  9  moana io vehivavy io. [2.606#]
10  sady moana no marenina aho! [2.270#]
11  Nony tsy nifankahazo dia nanao baiko moana aho. [2.643#]
Vocabulary  12  Health
Combinations  13  5 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word moana
Proverbs  14  Proverbs containing that word
Article  15 Randzavola: moana ao amin' ny Baiboly (=> aretina)

Entry (2/2) 16  moana
Part of speech  17  noun
Explanations in French  18 Non retrouvĂ©. Voir hazomoana. [1.196]
Vocabulary  19  Botany
Other spellings  20 moany, moano

Anagrams  21 Amona, 22 manao, 23 manoa, 24 maona, Maona, moana, 25 omana, 26 Onama

Updated on 2026/08/06