|
|
|
|

Entry1  mizihitra
Root  2  zihitra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mibontsina, midibadiba, mizihizihy: Mizihitra ny kibony
5  Tezitra: Nizihitra tamiko izy
6  Mihenahena tsy miteny: Nizihitra fotsiny izy nony nanontaniana [1.1]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Anagrams  11  mihizitra, mizihitra

Updated on 2023/01/05