|
|
|
|

Entry 1  mizahozaho
Root  2 izahozaho
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manao ny tena ho zavatra; manambony tena; rehefa miteny tsy manankotenenina afa-tsy ny "izaho, izaho", fatra-pilaza tena raha miresaka
9 Mitompo teny fantatra
10 Mandidididy [1.1]
Explanations in French  11 Parler toujours en son nom, alors qu'il faudrait parler au nom de plusieurs, se mettre toujours en avant, s'attribuer le mérite, la prééminence, le principal rôle. [1.3#287]
12 Se mettre toujours en avant, s'attribuer le principal rôle, être prétentieux, faire l'important (synonymes matin-kambo, mizitizity). [1.5]
Examples  13  Vokatr' izany, dia olona miavona, mirehareha, mizahozaho, manao tsinontsinona ny namany, izany no saika hita hatraiza hatraiza. [1.317#]
Proverbs  14  Proverbs containing that word

Anagrams  15 mihazohazo, mizahozaho

Updated on 2026/04/21