| Entry | 1 mivoy |
| Root | 2 voy |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Mampisosa ny lakana amin' ny fikapohana ny rano miverina raha tiana handroso ny lakana ary mandroso raha tiana hiverina ny lakana
[1.1] |
| Explanations in English |
9 to paddle a canoe, to row a boat
[1.7] |
| Explanations in French |
10 pagayer
[1.8] |
| Updated on 2026/04/20 |
|