Entry mivonkin-kozatra
Elementary words mivonkina ; hozatra
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Re mivonkina ny hozatra ka mibontana amin' ny faritra iray, ary dia tsy mihetsika mihitsy amin' izany fa mihizihizy fotsiny eo [1.1]
 Fikainkon' ny hozatra sasantsasany -- toy ny kibondranjo, ohatra -- izay maharary aoka izany [1.1]
Vocabulary 

Updated on 2023/10/30