Entry mivoho-mamba
Elementary words mivoho ; mamba
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Tsy manaiky ny mpitondra; tsy manaiky tsy mandà, na mihenahena amin' ny fanoavana ny didy aman-dalàna. [1.1]
Explanations in French Ceux qui refusent obéissance au gouvernement sont rugueux comme le dos du caïman. On employait aussi cette expression : rugueux comme le dos du caïman, pour dire que la peau était dure et rugueuse. [2.415]
Examples Radama Manjaka namory ny anivon' ny riaka, sy nanao salaka fohy, sy namory ny ambani-lanitra, izay tsy mirokaroka, ary izay tsy mivoho-mamba, sy izay manoa sy manasina, ary mifaly ny Manjaka [2.857]

Updated on 2024/03/03