Entry | 1 mivohitra |
Root | 2 vohitra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mibontsina, kibotaina: Andry mivohitra 5 Mibokitra, mivohon-tsotro: Mivohitra ny arabe eto ho eto [1.1] |
Explanations in English |
6 to swell, to bulge [1.7] |
Explanations in French |
7 être bombĂ© [1.8] |
Examples |
8 Hila tsy hisy fiavahana amin' ny saokany intsony ny tendany ary mifaninana mivohitra amin' ny mokon-dohany ny vozony. [2.470] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anagrams | 16 avohitrim, mihavotry, mihovitra, mivohitra |
Updated on 2023/01/20 |