Entry | 1 mivohitra (vohitra) |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 Mibontsina, kibotaina: Andry mivohitra 4 Mibokitra, mivohon-tsotro: Mivohitra ny arabe eto ho eto [1.1] |
Explanations in English |
5 to swell, to bulge [1.7] |
Explanations in French |
6 être bombĂ© [1.8] |
Examples |
7 Hila tsy hisy fiavahana amin' ny saokany intsony ny tendany ary mifaninana mivohitra amin' ny mokon-dohany ny vozony. [2.470] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anagrams | 14 mihovitra, mivohitra |
Updated on 2023/01/20 |