Entry mivoady (voady)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manao voady: Nivoady hanao fivahiniana masina izy raha sitrana soa aman-tsara
Mianiana, manome toky; mikasa mafy: Nivoady tsy hisotro toaka intsony Rakoto [1.1]
Explanations in English To make a vow [1.7]
Explanations in French Faire un voeu [1.8]
Examples Sady nivoady tsy hihinana besisika mandra-pahafatiny koa. [2.472]
Morphology 
Present : mivoady
Past : nivoady
Future : hivoady
Imperative : mivoadia
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20