Entry mivoaboaka (voaboaka (voaka))
Part of speech active verb
Examples 
1Raha efa nifampiarahaba sy nifanantsafa indray, dia nitsangana ilay mpamangy hoe hivoaboaka kely. [2.298]
2Izy mianaka tsy mivoaboaka, ny tovolahy tsy misy mihelingelina. [2.499]
Morphology 
Present : mivoaboaka, mivoaboak', mivoaboa-
Past : nivoaboaka, nivoaboak', nivoaboa-
Future : hivoaboaka, hivoaboak', hivoaboa-

Updated on 2020/07/31