Entry mivindina (vindina)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mivonto, mibontana (vokatry ny kapoka na voadonan-javatra na nokaikerim-biby): Nivindina ny molony nokaikerin' ny tantely [1.1]
Morphology 
Present : mivindina
Past : nivindina
Future : hivindina
Proverbs 

Updated on 2023/01/05