|
|
|
|

Entry 1  mivily
Root  2 vily
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Tsy manitsy fa mihodina: Nisy vato be nisakana tao ka voatery nivily lalana aho
9 Miolaka, miolika, misafelika: Mivily any andrefana ity lalana ity
10 Miala: Nivily tamin' ny tala-mahitsy izy
11 Mihazo: Nivily nanhamin' ny lala-malama ny fiara ka nihorisa fotsiny
12 Mibirioka, miviona, mihodivitra: Nivily tany amin' i Koto ny vato natorak' Ibalita ka saiky nahavoa azy [1.1]
Explanations in English  13 to turn aside, to go astray [1.7]
Explanations in French  14 se détourner du chemin s'égarer [1.8]
Proverbs  15  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21