|
|
|
|

Entry1  mividy (vidy)
Part of speech  2  active verb
Vocabulary  3  Economy: (in general)
Explanations in Malagasy  4  Mandoa vola atao takalon' ny zavatra iray: Mandehana mividy henan-kisoa any an-tsena haingana fa manambahiny isika [1.1]
Explanations in English  5  To buy [1.7]
Explanations in French  6  Acheter [1.8, 1.13]
Examples  7  Niara-nivarotra teo am-pivarotana tamin' i Dada sy Neny aho no niditra nividy zavatra izy. [2.4]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Compound words 
Proverbs  13  Proverbs containing the word mividy

Updated on 2023/08/11