|
|
|
|

Entry1  mivatsy (vatsy)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Mitondra vatsy na sakafo entina hivahiny: Tokony hivatsy rehefa mivahiny fa tsy fantatra ny dia
4  Mitondra: Mivatsia fitaovana sy fiadiana ihany fa mangingina ny lalana [1.1]
Explanations in English  5  to take along provisions for a journey [1.7]
Explanations in French  6  prendre des provisions pour un voyage [1.8]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Proverbs  11  Proverbs containing the word mivatsy

Updated on 2023/01/20