Entry (1/3) | 1 mivalana |
Root | 2 valana |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mangery, miavela 5 Marary kibo ka mangery matetika [1.1] 6 marary kibo mipiriritra [1.13] |
Explanations in French |
7 avoir la diarrhée [1.13] |
Examples |
8 Lasa nivalana izy [1.1] 9 Mararin' ny inona ity zanakao ity, Ramatoa? -- mivalana izy io, Dokotera [1.1] |
Vocabulary |
10 Health |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/3) | 19 mivalana |
Root | 20 valana |
Part of speech | 21 active verb |
Explanations in Malagasy |
22 [mivalaña] manara-drian-drano (mifanohitra amin'ny miorike) [Tanala]
[1.78] 23 Midina manaraka ny iva; mandeha midina: Mivalana mianatsimo ny renirano rehefa tonga eto [1.1] |
Explanations in French |
24 descendre en aval [1.13] |
Morphology |
|
Antonyms | 29 miorike |
Entry (3/3) | 30 mivalàna |
Root | 31 valana |
Part of speech | 32 imperative of active verb mivalana |
Explanations in Malagasy |
33 [1.1] |
Explanations in French |
34 [1.3] |
Tables and plates |
35 All the active imperatives |
Anagrams | 36 manavaly, manivala, milavana, mivalana, mivalàna, manavaly, manivala, milavana, mivalana, mivalàna |
Updated on 2023/10/24 |