|
|
|
|

Entry 1  mivalampatra
Root  2 valampatra
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mandry mitsilany ka mitsotra tanteraka ny tongotra
9 Manao izay tiana hatao, manarampo: Fohy ny fotoana, hoy ilay mpitarika ny valandresaka, ka tsy afaka hivalampatra isika [1.1]
10 matory na mipetraka ka atsotra tanteraka ny tongotra [1.13]
Explanations in English  11 same as milampatra [1.2]
Explanations in French  12 s'allonger, s'étendre [1.13]

Updated on 2026/04/20