Entry | 1 mitsotaka |
Root | 2 tsotaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Miditra ao anaty rano na fotaka: Variana Ikoto nijery ny mpihosy sy nandre ny tongotr' izy ireo nitsotaka tao anaty fotaka mandrevo [1.1] |
Morphology |
|
Anagrams | 8 mitsatoka, mitsotaka |
Updated on 2023/01/05 |