Entry mitsopaka (tsopaka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Milentika, miditra lalina: Heno nitsopaka tany anaty nofo ny benitra
Mandroso miditra, mitsapaka: Eto amin' ity toerana ity, ny tany dia mitsopaka anatin' ny ranomasina [1.1]
Morphology 
Present : mitsopaka
Past : nitsopaka
Future : hitsopaka

Anagrams 

Updated on 2023/01/05