|
|
|
|

Entry1  mitsongo dia
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] manaraka ny dia na izay alehan' ny mpangalatra na olon-dratsy amin' ny alalan' ny ody; manao ny raharahan' ny mpitsikilo; maka vovoka kely amin' ny tany nodiavin' olona iray ka manisy fanafody an' io
Elementary words  4  mitsongo, dia

Updated on 2024/12/07