|
|
|
|

Entry 1  mitsofoka
Root  2 tsofoka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Miditra ao anatin' ny...: Nitsofoka tamin' io trano io izy
9 Misisika: Nitsofoka tao ampovoan' ny vahoaka ilay mpangalatra dia tsy hita intsony izay nalehany
10 Miditra, mitsabaka: Aza mba mitsofoka amin' io raharaha io ianao sao ho sahirana [1.1]
11 miditra lalina [1.13]
Explanations in French  12 pénétrer, s'introduire [1.13]
Examples  13  Tsy sahy nitsofoka elakela-trano loatra izahay roa lahy fa malaza ho tia tsatok' antsy ny Somaliana. [2.471#43]
14  Izay tsy te hanao izany, dia mitsofoka haingana any an-trano, na mandositra lavitra nylalana raha any an-tsaha. [2.472#64]
Proverbs  15  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21