|
|
|
|

Entry 1  mitso-drano  ~  mitsodrano
Root  2 tso-drano
Elementary words  3 mitsoka, 4 rano
Part of speech  5  active verb
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
Explanations in Malagasy  9 Mirary, maniry soa ho an' olona: Mitso-drano anao aho, anaka, mahaleova, mahalasàna
10 Manamasina: Nitso-drano ny trano fiangonana ny mpitandrina ~ Izy no nitso-drano ny mariazinay efa ho herintaona izao [1.1]
Explanations in French  11 Bénir, faire les adieux à un voyageur, céder [1.3#791]
Examples  12  Nanaiky izy ary nitsodrano [2.356#205]
13  Nitso-drano ireo hitselaram-baratra [2.576#4]
14  Ary ankehitriny dia mitsodrano anareo izahay [2.649#1040]
15  Izany no izy ka hitso-drano ianao tsara, tsy hitso-drano ianao tsy raharaha [2.643#92]
Proverbs  16  Proverbs containing that word

Anagrams  17 misondrota, mitso-drano

Updated on 2026/04/21