Entry | 1 mitsoboka |
Root | 2 tsoboka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mita, miroboka: Aza mitsoboka amin' io rano io fa misy aretina, hono, ao 5 Miditra: Tsy hitsoboka foana any an-tranon' olona tsy fantatro aho [1.1] |
Examples |
6 nefa ampahafantarina anao mazava tsara fa, na miaramila iray aza mitsoboka ny renirano ka mitady hiampita [2.357#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word mitsoboka |
Anagrams | 13 mitsaboko, mitsoboka |
Updated on 2023/05/30 |