Entry mitsiraka (tsiraka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Misy tsirany na kirany: Mitsiraka mahafinaritra ireto voninkazo ireto
Be hozatra mivanditra: Aza mividy hena mitsiraka fa manahirana ny mitoto azy amin' ny fitotoan-kena
Misaratsaraka tsara fa tsy mitambatambatra, mifatsifatsy: Mitsiraka tsara lahy izany vary izany [1.1]
Morphology 
Present : mitsiraka
Past : nitsiraka
Future : hitsiraka
Synonyms mitsiratsiraka

Anagrams 

Updated on 2023/01/20