|
|
|
|

Entry 1  mitsipy
Root  2 tsipy
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 (Tahaka ny manipy ihany, saingy ny famenony, zavatra miraikitra amin' ny tena ihany fa tsy mba zavatra ivelany). [1.1]
Examples  8  mitsipy ny teny ka dia aty am-ponay izany. [2.587#]
9  hoatra ny mijakojaiko fa tsy mba mikidodo, ary mailaka, somary miondrikondrika, dia mitsipy amin' izay ny tanana. [2.436#]
Combinations  10  5 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mitsipy
Proverbs  11  Proverbs containing that word

Anagrams  12 mipitsy, mitsipy, 13 tsy mipy

Updated on 2026/04/21