Entry mitsipika (tsipika)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manainga ny tena dia mitsambikina na manidina: Notairinao ka nitsipika tery ilay valala saika hosamboriko
Mipitika: Nitsipika tamin' ny mpandalo ny fotaka voahitsak' ilay fiarakodia nandeha mafy teo iny [1.1]
Morphology 
Present : mitsipika
Past : nitsipika
Future : hitsipika
Imperative : mitsipiha
Compound words 
Proverbs 

Entry mitsipika (tsipika)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Efa misy tsipika: Taratasy mitsipika no asaovy anoratan' ity zaza ity [1.1]

Anagrams 

Updated on 2020/07/31