|
|
|
|

Entry1  mitsingoloka (tsingoloka)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Mirona ka ny loha no atao ambany ary ny tena sisa rehetra atao ambony: Nitsingoloka teo an-davarangana izy ka nianjera
4  Mifotitra, mivadika ambony ambany, mitotongana: Hita mitsingoloka izay rehetra jerena amin' io masolasitra io
5  Mitady hanambaka an-kafetsena: Aza mitsingoloka olona fa tsy tsara mihitsy
6  Mila vaniny amin' ny zavatra faran' izay madinika hamelezana ny hafa: Loza mihitsy raha hitsingoloka Rangahy ity [1.1]
7  mivadika ka ny loha no ambany
8  mila vaniny [1.13]
Explanations in French  9  culbuter, inverser
10  pinailler [1.13]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
Proverbs  15  Proverbs containing the word mitsingoloka

Updated on 2023/01/20