|
|
|
|

Entry 1  mitsingoloka
Root  2 tsingoloka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mirona ka ny loha no atao ambany ary ny tena sisa rehetra atao ambony: Nitsingoloka teo an-davarangana izy ka nianjera
9 Mifotitra, mivadika ambony ambany, mitotongana: Hita mitsingoloka izay rehetra jerena amin' io masolasitra io
10 Mitady hanambaka an-kafetsena: Aza mitsingoloka olona fa tsy tsara mihitsy
11 Mila vaniny amin' ny zavatra faran' izay madinika hamelezana ny hafa: Loza mihitsy raha hitsingoloka Rangahy ity [1.1]
12 mivadika ka ny loha no ambany
13 mila vaniny [1.13]
Explanations in French  14 culbuter, inverser
15 pinailler [1.13]
Proverbs  16  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21