| Entry | 1 mitsindroka |
| Root | 2 tsindroka |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Mitsaingoka voan-javatra eny amin' ny tany amin' ny vava: Aza avala hitsindroka vary ireo akoho ireo
9 Mandray zava-pihinana latsaka amin' ny tany: Tandremo sao mitsindroka ny voankazo latsaka ianareo 10 Manararaotra vava latsaka mba hamelezana: Tsy tsara inihitsy ny mitsindroka teny lasa tsy nahy [1.1] |
| Explanations in French |
11 picorer
[1.13] |
| Examples |
12 Akoho mitsindroka amin' ny arabe, andian-kanakana na gisa mody avy any an-tsaha, tsy mampiahotra na mampivily azy izany.
[2.472#64]
13 Ny lehibe mihinana ny kely, ny matanjaka mitsindroka ny osa. [2.5] |
| Proverbs | 14 Proverbs containing that word |
| Updated on 2026/04/21 |
|