|
|
|
|

Entry 1  mitsikofokofoka
Root  2 tsikofokofoka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mihetsiketsika: Matoria tsara fa aza mitsikofokofoka, ry Ikoto a!
9 Mitsipatsipaka, mitrifantrifana, mihavatravatra: Nitsikofokofoka ohatra ny olona mararin-javatra ilay zaza [1.1]

Updated on 2026/04/20