|
|
|
|

Entry mitsika (tsika)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Enti-milaza rano mivoaka tsikelikely avy amin-javatra iray ka maninteraka io zavatra io: Avy nitsika tamin' ny vato ity rano eto amintsika ity
Manamika: Ny anolanana ny lamba avy nosasana diamba hahazoan' ny rano mitsika tsara [1.1]
Morphology 
Present : mitsika
Past : nitsika
Future : hitsika

Entry mitsika
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Tambahoaka] mifosa [1.78]

Updated on 2023/10/04