Entry | mitsiaña | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | [Betsileo] Sahy: Aza mba mitsiaña midi-draha miova fa ny tanedi-dro vilaño ny kijeja ro valalamena (Aza sahy mandà ny fiovan-javatra fa ny tanimanga no manjary vilany ary ny kijeja no tonga valalamena) [1.78] | |
Anagrams | atsimina, manitsia, masinaty, maty sina, mitanisa, mitsiaña, samainty |
Updated on 2020/07/31 |