Entry | 1 mitsakotsako |
Root | 2 tsakotsako |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza ny vanin-taolana izay toa torovandrovana sady manaintaina [1.1] |
Explanations in French |
5 gruger: Mitsakotsako siramamy (Gruger du sucre) [1.4] |
Examples |
6 Naka toerana tery ambody rindrina alokalofan-javamaniry izy miara-mitsakotsako mangahazo masaka nentin-dRavokatra. [2.470] |
Morphology |
|
Synonyms | 10 manakotsako, mikepoka |
Anagrams | 11 mikatsokatso, mitsakotsako, tsakotsakoim |
Updated on 2023/01/20 |