Entry mitsaitsaika (tsaitsaika)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mandeha mora dia mora, mamindra tsy re amin' ny loha tongotra: Aoka ianao hitsaitsaika fa sao dia manaitra zaza matory. Ny teny hoe: Mitsaitsaika dia fampiasa koa rehefa mihataka avy mamangy fahoriana olona: Ilaozanay hitsaitsaika ianareo, tompoko. (Raha mamangy an-kasoavana kosa, ny mifanohitra amin' ny Mitsaitsaika no ampiasaina, dia ny hoe: Mingodongodona) [1.1]
Morphology 
Present : mitsaitsaika
Past : nitsaitsaika
Future : hitsaitsaika
Imperative : mitsaitsaiha
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/05