Entry mitsabaka (tsabaka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mangarona amin' ny tanana: Nisy nitsabaka ny rano ao an-tsinibe
Miditriditra amin' ny raharahan' ny sasany, misalovana: Aza mitsabaka ny raharahan-tokantranon' olona [1.1]
Morphology 
Present : mitsabaka
Past : nitsabaka
Future : hitsabaka
Imperative : mitsabàha
Proverbs 

Updated on 2023/01/05