|
|
|
|

Entry 1  mitoreoreo
Root  2 toreoreo
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 >Manao feo mitaraindraina, mampahonena: Mampalahelo izany vorondreo mitoreoreo any ambony any izany [1.1#734]
Examples  8  mitoreoreo sy mampihetsi-po hafahafa ny feo avoaky ny zavamaneno [2.470#72]
9  Ny hira mitoreoreo sy mitaraindraina, ny tiona gregoriana, dia tsy azon' ny Malagasy [2.436#83]

Updated on 2026/04/20