|
|
|
|

Entry 1  mitony
Root  2 tony
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mihaketraka, mihalefy: Efa mitony ve ny hatezerany?
9 Mionona: Mitony ihany ny alahelo rehefa ela ny ela [1.1]
Explanations in English  10 to be calm, to be quieted [1.7]
Explanations in French  11 être serein, calme, apaisé: Nitony ny rivotra (Le vent s'est apaisé) ~ Nitony ny hatezerany (Sa colère s'est apaisée)
12 se ralentir, se dit des affaires, des corvées [1.3#727]
13 se calmer, s'apaiser [1.8]
Examples  14  Nony nitony izany, nanoaka sahala amin' ny avy natory izy [2.472#91]
15  Indraindray aho mba mitony sy resy lahatra ihany fa matetika kosa dia, ehe! [2.528#141]

Anagrams  mitony, 16 motiny

Updated on 2026/04/20