|
|
|
|

Entry 1  mitondraka
Root  2 tondraka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Mahazo rano haniriany tsara: Tsy mbola nitondraka lahy ity voninkazo itỳ!
8 Mihoa-pefy: Nitondraka ny rano fa be loatra ny orana
9 (biby) Manaram-po miraoka ahitra amin' ny volin' olona: Tsy manaiky aho fa omby dimy no nentin' i Lita nitondraka teny an-tanimboliko [1.1]
Explanations in French  10 déborder, se répandre
11 paître dans les plantations d'autrui, se dit des animaux [1.3]
Proverbs  12  Proverbs containing that word

Anagrams  13 mandikotra, 14 mandrotika, mitondraka

Updated on 2026/04/21