Entry | mitolaka (tolaka) | ||||||
Part of speech | active verb | ||||||
Explanations in Malagasy | Mihodina (amin' ny lahin-tsaviliny) mivoha: Amboary io varavarana io fa mitolaka foana tsy mety mamoha Tailana, mivilana, mivaona: Mitolaka izany tohatra izany ha handratra [1.1] | ||||||
Morphology |
| ||||||
Anagrams | maty loka, milotaka, mitakalo, mitolaka |
Updated on 2023/01/20 |